|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ondrikely kamboty |
| Singan-teny | 2ondry, 3kamboty |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6ondrikely malahelo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|